Pepa
Fitaovana
Asa ho atao
Ankapobe
Amin'ny tetikasa hafa
Nypepa dia fitambaran' ny voa tokana na maromaro sy ny fonony lavalava manarona azy ireo miaraka, izay mampiavaka ny zavamaniry ahazoanavoamaina, ao amin' ny fianakavianaFabaceae. Tokana ny voa ao amin' ny pepan' nytsiasisa fa maro kosa ny an' nytsaramaso.