Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Parmenida

Avy amin'i Wikipedia
Parmenida
Ankapobeny
AnaranaParmenida
Teraka26 Desambra -501
Toerana-
Maty1 Janoary -450
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
Fiainana manokana

Parmenida naParmenidesy diafilôzôfy, mpanao asa soratra teraka ny 26 Desambra 501 tal. J.K. ary maty tamin'ny ny Janoary 450 tal. J.K. Atao hoe Παρμενίδης /Parmenídês izy amin'nyteny grika. Nanaraka ny fampinarana tao amin'ny sekolin'i Pitagôra izy.

Malaza amin'ny tononkalo nataony izy, dia ilay mitondra ny lohateny hoeNy amin'ny Natiora, izay nisy akony lehibe teo almin'ny fisainan'ny olona tamin'ny fotoanandrony. Ireo zavatra hitan'ny fikarohany ara-tsaina, indrindra ny fampidirana ny lojika tao amin'ny fisainana araka ny kolontsaina grika, fanampin'ny filôzôfian'ny sekoly milesiana momba ny natiora sy ny teôrian'ny asamarika nataon'iPitagôra, dia nahatonga an'i Parmenida ho isan'ireo filôzôfa nanana ny maha izy azy teo amin'ny tantaran'ny filôzôfia grika.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova |hanova ny fango]
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Parmenida&oldid=1023501"
Sokajy :
Sokajy misitrika 1 :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp