Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Oubangui

Avy amin'i Wikipedia
I Oubangui
Ny ony Congo sy ny sakeliny, isan' izany i Oubangui, ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô

IOubangui naUbangi diarenirano aoAfrika, izay sakelidrano lehiben' ionyCongo aoAfrika Afovoany. Mikoriana miankandrefana izy, lasa sisin-tany manasaraka nyRepoblikan' i Afrika Afovoany amin' nyRepoblika Demôkratikan' i Kôngô.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Oubangui&oldid=1072701"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp