Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Ostrava

Avy amin'i Wikipedia

49°50′N18°18′E / 49.833°N 18.300°E /49.833; 18.300

Ostrava
-
Velarantany214,23km2
Isan'ny mponina283,187
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Tsekia
FanjakanaNC
FaritanyNC
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaOstrava

IOstrava (poloney:Ostrawa ;alemà:Ostrau) dia tanàna iray any avaratra-atsinanan'nyRepoblika Tseka ary renivohitry ny Faritra Moravia-Silesia. Misy mponina 283 000 eo ho eo. Any amin’ny 15 km miala ny sisin-tany amin’i Polonina no misy azy, eo amin’ny fihaonan’ny renirano efatra:Oder, Opava, Ostravice ary Lučina. Ostrava no tanàna fahatelo lehibe indrindra ao amin'ny Repoblika Tsekia

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Search Wikimedia Commons I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i :Ostrava
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Ostrava&oldid=1110110"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp