Nyondry dia biby fiompy misy nono sady mihinana ahitra ary mandinika izay mifanakaiky karazana amin' nyosy, sady ao amin' ny fianakaviamben' ny karazanaomby. Ny ondry dia anisan' ireo biby nompian' ny olona voalohany ary ny iompiana azy indrindra dia nyrononony, nyhenany, ny hodiny, sy ny volony. Ny volon' ondry no tsiraka ampiasaina indrindra avy amin' ny biby. Maro karazana ny ondry, ka odry fiompy ny karazany iray ary indridia ny enina amin' ireo izay mbola misy amin' izao. Nanomboka niompy ondry ny olombelona tamin' ny faramparan' ny taonarivo faha-6 tal. J.K. ka ondridia avy anyAfovoany Atsinanana (avy any atsimo-atsinanan' iAnatôlia na Zargos) no nompiana voalohany.
Nyhofak' ondry no soa misavily, fa ny teny tsy mba soa misavily.
Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaka ny ondry; fa avy manaraka, tahaka nyalika.
Ny ondry voatsipytaolana, ary ny amboa voatsipyvilona: tao ihany fa nifanolana
Nyosy, na mitsangan-tandroka hoomby aza, na mibarareoka ho ondry aza, na maniry somotra ho olona aza, na midingin-drambo hoalika aza, na mitsangani-bovona holambo aza, tsy miala, fa osy ihany