Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Olik' aratra

Avy amin'i Wikipedia
Olik' aratra

Nyolik' aratra dia lalana mihidy ahafahan' nyrianaratra mikoriana eo anelanelan' ny singa maromaro mifampitohy. Izy io dia ahitana singa tena ilaina toy ny loharanom-angovo (vatoaratra,bateria, sns), mpampita aratra (tariby) ary mpandray aratra (takamoa, môtera, tohitra, sns.). Ny olik' aratra andiana singa elektrika na elektrônika tsotra na saro-drafitra izay andalovan' ny rianaratra.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Olik%27_aratra&oldid=1096009"

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp