Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Nizarita

Avy amin'i Wikipedia

NyNizarita,Nizariana, naNizary diaMozilmana siitaismailymistika navitrika teo anelanelan' ny faran' ny taonjato faha-11 sy ny taona 1257. Tamin' ny taona 1094, taorian' ny fisarahana lehibe tao amin' ny siisma ismaelianafatimida dia nisy fitorianteny vaovao (da'wa al-jadîda) nokarakarain' i Hasan-i Sabbah, avy ao amin' ny manda fiarovana naorina teo amin' ny Tendrombohitra Alamût, ao atsimo-andrefan' nyRanomasina Kaspiana.

Tamin' ny fiafaran' nyAndro Antenatenany, ny fivoaran' ilay vondrom-piarahamonina ismaily dia nitohy mangingina teo ambanin' ny saron' nysofisma ary nifanandrify amin' ny firongatry nyismailisma tatsinanana (15 tapitrisa ny isan' ny mpino ankehitriny), notarihin' nyAga Khan.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Nizarita&oldid=1088561"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp