Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Ninive

Avy amin'i Wikipedia

INinive dia tanana tamin'nyAndro Taloha, renivohitryFanjakana asiriana izay naharatra ny fara tampon'ny lazany teo anelanelan'ny taona 705 sy 612 tal. J.K., izay miorina eo amoron'ny reniranoTigrisy (na Tigra na Tigry) ao avaratr'iIràka ankehitriny, manoloana ny tanànan'i Al Mawşil ankehitriny. Vohi-pihaonan'ny lalana maro miampita an'i Tigrisy falehan'ny mpivarotra i Ninive. Efa tany amin'ny andron'ny Vatovao talohan'ny taona 6000 tal. J.K. ny nanorenana azy. Atao hoeNinua naNinuwa i Ninive amin'nyteny akadiana نينوه /Naynuwa amin'nyteny arabo, ܢܝܢܘܐ amin'nyteny arameana ary נינוה /Nīnwē amin'nyteny hebreo.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Ninive&oldid=971454"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp