Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Nily

Avy amin'i Wikipedia
I Nily mamakivaky an' iOganda

INily naNeily dia onin' iAfrika Atsinanana. Izy noony lava indrindra maneran-tany. Miala avy eo amin' nyFarihy Victoria aoAfrika Afovoany ka mikoriana mianavaratra ny ony Nily, mamakivaky an' iOganda sy an' iSodàna sy an' iEgipta ary farany mivarina any amin' nyRanomasina Mediteranea. Mahatratra 5 584 km ny halavany raha avy eo amin' ny Farihy Victoria fa 6 605 km kosa raha atohy amin' ny renirano Luvironza anyBorondy. Ny lemaka tondrahany dia mirefy 3 350 000 km2. Mirefy 3 000 m3/s ny salam-pikorianany.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Nily&oldid=1094430"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp