Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Mpitifitra Tsipìka (antokon-kintana)

Avy amin'i Wikipedia
Antokon-kintan' ny Mpitifitra Tsipìka
Antokon-kintan' ny Mpitifitra Tsipìka

NyMpitifitra Tsipìka diaantokon-kintan' ny zôdiaka andalovan' nymasoandro amin' ny 19Desambra hatramin' ny 20Janoary. Ny antokon-kintan' nyBibilava no eo andrefany fa ny an' nyTandrok' Osy kosa no eo antsinanany.

Avy amin' nyteny arabo dia atao hoe اقوس /Al-Kaus ("mpitifitra tsipìka") io antokon-kintana io, izay niavian' ny anaran' ny vintana sy ny volana malagasy hoeAlakaosy. Io antokon-kintana io dia atao amin' nyteny latina syanglisy hoeSagittarius na amin' nyteny frantsay hoeSagittaire. Amin' nyteny grika izy dia atao hoeΤοξότης /Toksotês. Amin' nyteny soahily dia atao hoeKausi naMshale io antokon-kintana io. Amin' nyteny maley dia atao hoeKaus naPemanah ihany koa izy.

Ny evan' ny zôdiakaMpitifitra Tsipìka, mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin' nyfanandroana mahazatra nyTandrefana, dia andalovan' ny masoandro amin' ny 23Novambra hatramin' ny 21 Desambra.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Evan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Mpitifitra_Tsipìka_(antokon-kintana)&oldid=1077874"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp