Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Mianmara

Avy amin'i Wikipedia
Pyidaungzu Myanma Naingngandaw{{{1}}}
ပြည်ထောင်စုမြန်မာနိုင်ငံတော်‌my
Pyidaungzu Myanma Naingngandawmy
Vondron'i Myanmara((mg))
sainan'i MyanmaraFanevan'i Myanmara
(Antsipirihany)(Antsipirihany)
Teny filamatra: Ao amin'ny fiainana mirindra sy ny fifampifihezana ny hasambarana
Teny ofisialyburma
RenivohitraNaypyidaw
19°45′N, 96°6′E
Tanàna ngeza indrindraRangoon
Fitondrana sy governemanta
 -Filoha
 - Praiministra
fangejana ara-pitondrana
Than Shwe
Thein Sein
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 39
678 500km²
20 760km² (3,06 %)
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 -hakitroka
faha 24
47 758 180 mpo.
69 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponinaBirmana
IDH (2008)Mihakatra 0,583 (moyen) faha 132
Sandam-bolaKyat (MKK)
Faritr'oraUTC +6h30
Hiram-pirenenaGba Majay Bma
(ho tianay ny Birmania)
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+95
Yangon - Shwedagon pagode

IMianmara, naVondron' i Mianmara, naBirmania, diafirenena anyAzia Atsimo-Atsinanana mizara sisintany amin' iIndia, nyBangladesa, iLaôsy, iSina ary iTailandy. Voafaritry nyRanomasina Andamàna syHoalan' i Bengaly izy any atsimo sy any atsimo-andrefana, ny totalin' ny halavan' ny morontsirany dia misy 2 000 km eo ho eo, ao amin’ nyHoalan' i Bengale.

I Birmania dia fiombonam-panjakana miisa fito izay onenan’ ny vahoaka tsy Birmana sy fizaram-paritra onenan’ ny Birmana, ka anisan’ izany iRangoun renivohitra. Ny faritra amorontsiraka dia atao hoe Birmania Ambany fa ny faritra anaty tany kosa dia atao hoe Birmania Ambony. Manana endrika lavalava ilay firenena. Ny vohon-taniny dia ahitana lempona lehuibe eo afovoany, hodidinin’ ny tangoron-tendrombohitra. Rakotra ala ny 55 % mahery amin’ ny tanin’ i Mianmara.

Ny Birmana dia 80 %n’ ny mponina ao amin’ io firenena io, izay ahitana koa vahoaka vitsy anisa maro, sy Sinoa ary Indiana sy safiotra anarivony.

Mihoatra ny 85 %n’ ny mponina any Mianmara dia manaraka ny fivavahana bodista. Anarivony maro, noho izany, ny pagôda miorina any.

Firenena manompana ny teokareny amin’ ny fambolena i Mianmara: anisan’ ireo firenena mpamokatra vary be indrindra maneran-tany izy. Anisan’ ny loharanon-karena koa ny ala, inderindra ireo karazan-kazo fakana fingotra. Ny taozava-baventy, izay nandroso dia nandroso tokoa tamin' ny taompolo 1960-1970 dia miompana indrindra amin’ ny fanodinana ireo vokatry ny fambolena sy ny hazo ary koa ny famokarana lamba sy ny simenitra ary ny fanadiovana ny solitany.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Firenena ao Azia:

Afganistàna -Arabia Saodita -Armenia -Azerbaijàna -Bangladesy -Bareina -Botàna -Broney -Emirata Arabo Mitambatra -Filipina -Iemena -India -Indônezia -Iràka -Iràna -Israely -Japàna -Jôrdania -Kambôdia -Katara -Kazakstàna -Kirgizistàna -Kôety -Kôrea Atsimo -Kôrea Avaratra -Laôsy -Libàna -Maldiva -Malezia -Mianmara -Môngôlia -Nepaly -Ômàna -Ozbekistàna -Pakistàna -Palestina (fanjakana) -Rosia -Sina -Singaporo -Siria -Srilanka -Tailandy -Taioàna -Tajikistàna -Torkia -Torkmenistàna -Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Abeddel n Birmanya

Rohy ivelany

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Mianmara&oldid=1122565"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp