Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Mexico

Avy amin'i Wikipedia

19°26′N99°08′W /19.433°N 99.133°W /19.433; -99.133

Mexico
-
VelarantanyNC
Isan'ny mponina9 9 209 944
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
FirenenaMeksika
Fanjakana
FaritanyDistrikan'i Mexico
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaMexico
Ciudad de México
Mexico D.F.

NyMexico (amin'nyfiteny espaniolaciudad de México : tananan'i Mexico) dia renivohitr'iMeksika. Izy notanàna be olona indrindra any Meksika. Any ampivoan'i Meksika ny misy azy, ao amin'ny sahan'i Mexico, havoana manana haabo-na 2250 metatra, voafaritra aminatendrona manana haabo 5 km.

Natsangan'ny Mexicas (Azteka) tamin'ny taona1325 ny tanànan'i Mexico ankehitriny, fa rava tanteraka ilay tanàna azteka taloha tamin'ny naharesen'ny espaniola an'ny Azteka tamin'ny taonjato faha 16.

TononinaDistrikan'i Mexico ilay tanàna mba tsy hifangaro anarana amin'ny firenen'i Mexico sy ny faritanin'i Mexico.

Efa ampiasaina hanonona ny olona mipetraka any Meksika nymeksikanina, tsy manana anarana hanonona ny olona miaina any Mexico nyfiteny malagasy.


Toe-tany

[hanova |hanova ny fango]

Ao amin'ny Distrika Federany any ampivoan'i Meksika ny mis an'i Mexico. Misy fivondronana 16 io distrika io

Search Wikimedia Commons I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i :Mexico City
    Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Mexico&oldid=1095217"
    Sokajy :

    [8]ページ先頭

    ©2009-2026 Movatter.jp