Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Metz

Avy amin'i Wikipedia

49°07′N06°11′E / 49.117°N 6.183°E /49.117; 6.183

Metz
Velarantany41,94km2
Isam-ponina120,874 mponina
Tanànan-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Frantsa
FaritanyNC
FaritraGrand Est
Metz

Metz dia tanàna ao amin'ny faritanin'iMoselle, ao Frantsa. I no renivohitry ny departemantan'iMoselle, izay tafiditra ao amin'ny faritr'iGrand Est nanomboka tamin'ny taona 2016.

Metz dia misy mponina 120.874 ary ao amin'ny reniranoMosel no misy an'i Metz, 50 kilometatra eo ho eo andrefan'iSaarbrücken), (Alemaina) ary 120 kilometatra avaratrandrefan'iStrasbourg.



Search Wikimedia Commons I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i :Metz
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Metz&oldid=1088533"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp