Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Mazdeisma

Avy amin'i Wikipedia

Nymazdeisma dia fiivavahana taoIràna taloha izay mampianatra ny fifanoheran'ny foto-javatra roa, dia nyTsara (naOhrmazd) izay nahary an'izao tontolo izao, sy nyRatsy (naAhriman), izay miezaka hatrany ny hanimba ny zava-bitan'i Ohrmazd. Izany ady izany anefa tsy maintsy hifarana amin'ny faharesan'i Ahriman sy fandresen'i Ohrmazd. Ny mazdeisma no fivavahana ofisialin'nyfanjakana persiana tamin'ny andron'nyAkemenida sySasanida. Fanavaozana ny mazdeisma nyzoroastrisma, fivavahana naorin'iZaratostra na Zoroastra. Endrikamonoteistan'ny mazdeisma ny zoroastrisma izay mbola misy mpanaraka amin'izao fotoana izao.

Jereo koa:

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Mazdeisma&oldid=1051358"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp