Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Masoandro

Avy amin'i Wikipedia
Tapa-masoandro

NyMasoandro (marika:☉) diakintana eo anivon'ny rafi-planeta misy nyTany atao ho Rafi-planetan'ny Masoandro. Ny savaivony dia mirefy 1 392 000 km eo ho eo (in-109-n'ny savaivon'nyTany). 99.86%-n'ny lanjan'ny Rafi-planetan'ny masoandro ny lanjan'ny masoandro, ao nyasteroida, ny komety ary ny fajiry. Ny masoandro dia voaorin'ny hidirozenina (73%), helioma (26%) ary ny 3% sisany dia zavatra toy nyokzizenina, ny argôna, ny neôna, nyvy sykarbônina.

Eny an-danitra, fotsy ny lokon'ny masoandro[1], mety mivadika mavomavo koa ny masoandro noho nyhabaka. Ny sokajin'ny masoandro dia G2V, tenenina tsotra hoekintana mavo noho ny sandrahany mavo-maintso eo amin'ny ilotro. Ny 52 dia manondro nyhafanana eo amin'ny velaran'ny masoandro: 5,780 K (5,510°C.) ny V (isa romana midika "dimy") dia kintana manome ny hazavany amin'ny alalan'ny fitsonika niokleary mampiasa hidirôzenina (manatsonika hidirôzenina mba hivadika helioma). Tahaka ny 85%-n'ny kintana[2] misy ao amin'nygalaksia ny masoandro (ny 15% mijanona dia kintana kely dia kely na kintana vaventy. Ny fehibory mafanan'ny masoandro dia mivelatra lalandava hatrany amin'ny 100 UA (fr. Unité astronomique) any ho any. Ny bola anelan-kintana (fr. "interstellaire") na heliosfera, dia rafitra ngeza indrindra ato amin'ny Rafi-planetan'ny masoandro.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova |hanova ny fango]

Miteny anglisy

[hanova |hanova ny fango]
  1. https://mg.globalvoices.org/2018/02/07/114858/
  2. https://mg.globalvoices.org/2010/07/11/7009/
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Masoandro&oldid=1123275"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp