Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Markasita

Avy amin'i Wikipedia
Markasita

Nymarkasita diamineraly, karazan' nypirita, manana taharo mitovy amin' ny an' ny pirita: FeS2. (disolfidan' ny vy), nefa disolfidan' ny vy misy rafitrakristaly miendrikagoba. Miavaka amin' ny pirita koa ny markasita noho ny fahasamihafan' ny loko sy ny endrika kristalin' izy ireo, ary noho ny fisehony rehefa sedraina ara-tsimia. Mitovy hamafy amin' ny pirita ny markasita ary nyhakitrony dia eo anelanalan' ny 4,85 sy 4,90. Mora mirodana kokoa noho ny pirita ny markasita sady tsy fahita firy. Matroka ny markasita nefa manjelatra toy nymetaly, sady miloko mavo toaalimo hatsatra na somary fotsy rehefa vaky.

Ampiasaina amin' ny fanamboaranaasidra solfiorika ny markasita, fa amin' ny ampahany kely kokoa noho ny an' ny pirita.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Markasita&oldid=1084453"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp