IMalta dia firenena foronin-tangoro-nosy, fitambaran' ny nosy telo, ao amin’ nyRanomasina Mediteranea, eo anelanelan’ iEorôpa Atsimo sy iAfrika Avaratra. Atao hoeRepubblika ta' Malta izy amin' nyfiteny maltey.
I Malta dia tangoro-nosy madinika, fitambarana nosy telo Eo anelanelan’ iEorôpa Atsimo sy iAfrika Avaratra no misy azy.
I Malta dia isan’ ireo firenena manana hakitroky ny mponina ambony indrindra maneran-tany, laharana fahatelo izy tamin’ ny taona 2001. Monina an-tanàn-dehibe ny 90 %n’ ny Maltey.
Nahitana soritra fisian’ ny olombelona voalohany tany amin’ ny taona 5000 tal. J.K. Mbola misy ny sisan-javatra naorina tamin’ izany fotoana izany. Noho ny toerana misy azy ara-jeôgrafia stratejika dia nalaky nisy nanjanaka ny tamba-nosin’ i Malta, ka nifandimby tao nyGrika, nyRômana, nyBizantina, nyArabo, nyItaliana, nyFrantsay ary nyAnglisy. Tamin’ ny taonjato faha-20 anefa dia niseho ny fitakiana isan-karazany nataon’ ireo tia tanindrazana ka nanambara ny fahaleovan-tenany tamin’ ny taona 1964 i Malta. Niditra ho mpikambana ao amin’ nyVondrona Eorôpeana izy tamin’ ny 1 Mey 2004 ary niditra tao anatin' ny faritraEuro izy tamin' ny Janoary 2008.
Firenena ao Eorôpa
Albania -Alemaina -Andôra -Aotrisy -Belzika -Bielôrosia -Bolgaria -Bôsnia-Herzegôvina -Danemarka -Espaina -Estônia -Fanjakana Mitambatra -Finlandy -Frantsa -Grisia (naGresy) -Hôngria (naHongaria) -Irlanda -Islandy -Italia -Jeôrjia -Kipra (naSipra) -Krôasia (na -Krôatia) -Letônia -Liktenstaina -Litoania -Loksemborga -Masedônia Avaratra (naMakedônia Avaratra)-Malta -Môldavia -Môntenegrô -Nederlandy -Nôrvezy -Okraina -Pôlônia -Pôrtogaly -Tsekia -Romania -Rosia -San-Marîno -Serbia -Slôvakia -Slôvenia -Soeda -Soisa -Tsekia -Vatikàna.
Kôntinenta eto an-tany