Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Lubumbashi

Avy amin'i Wikipedia

11°41′S27°29′E / 11.683°S 27.483°E /-11.683; 27.483

Lubumbashi
Velarantany747km2
Isam-ponina2,190,000 mponina
Tanànan-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
FirenenaKongo
FaritanyNC
FaritraKatanga Ambony
Faritanin' i Katanga Ambony

ILubumbashi dia tanàna ao amin' nyRepoblika Demôkratikan' i Kôngô (RDK), akaiky ny tendro atsimo-atsinanan' io firenena io. Izy no tanàna faharoa na fahatelo ao amin' io firenena io raha ny isan' ny mponina no heverina, ka ny tanànan' i Mbuji-Mayi no mifanianana aminy amin' izany. IKinshasa no eo alohany. I Lubumbashi no renivohitry ny faritanin' iKatanga talogan' ny taona 2016. Taorian' izy dia lasa renivohitry ny faritanin' i Katanga Ambony izy. Atsoina hoe "renivohitry ny varahina" i Lubumbashi.

Tamin' ny taona 1910 no nanorenan' ny Belza an' i Lubumbashi, izay nanrtsoin' izy ireo hoeÉlisabethville naElisabethstad (araka ny anaran' iElisabeth in Beieren, mpanjakavavin' iBelzika). Tamin' ny taona 1966 no niantsoana voalohany ny anaran' io tanàna io ho Lubumbashi.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Lubumbashi&oldid=1094982"
Sokajy :
Sokajy misitrika 1 :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp