Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Lena

Avy amin'i Wikipedia
Lena
Lena (Yakutsk)

Renirano anySiberia, Rosia nyLena, izay atsinanana indrindra amin'ireo renirano lehibe telo izay mikoriana amin'ity faritra avaratr'iAzia ity manaraka ny axe atsimo-avaratra.

Mirefy 4 400 km ny halavany, ary io no renirano lava indrindra izay ao anatin'i Rosia tanteraka ny farihin'ny reniranony, ny renirano fahafito lehibe indrindra eran-tany raha ny haben'ny farihin'ny renirano no jerena (ny fahatelo lehibe indrindra any Rosia aorian'nyYenisei sy nyOb), ary ny faharoa ambin'ny folo lehibe indrindra raha ny salan'isan'ny rano mikoriana (ny faharoa lehibe indrindra any Rosia aorian'nyYenisei).

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Search Wikimedia Commons I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i :Lena (River)
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Lena&oldid=1122732"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp