Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Kiririoka

Avy amin'i Wikipedia
Kiririoka

Nykiririoka diazavamaneno tsofina izay mamoaka feo avy amin' nyrivotra, na indraindray koa amin' nyetona. Mety ny vava no mitsoka azy, na ny tsindrin' ny rivotra, na etona, na amin' ny fomba hafa. Miovaova ny haben' ny kiririoka, manomboka amin' ny kiririoka madinika ka hatramin' ny fantsom-peon' nyôrgam-piangonana.

Efa nisy ny kiririoka hatramin' ny nanaovan' ny olona sokitra voalohany ny voatavo na ny sampan-kazo ary nahitany fa afaka ampanenoina izy ireo. TanyEjipta fahiny diaakorandriaka kely no natao kiririoka. Maro amin' ny zavamaneno tsofina amin' izao fotoana izao no mpandova ireny kiririoka voalohany ireny. Noho ny fitomboan' hery mekanika bebe kokoa dia endrika kiririoka hafa no niforona. Toetra iray ao amin' ny kiririoka ny fananany feo madio, na saika madio.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Kiririoka&oldid=1094515"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp