Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Kilômetatra toradroa

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'nyKilometatra efa-mira)
Fanoharana amin' ny faritra mirefy iray kilômetatra toradroa, asehon' nyefamira misy lafiny,mirefy iray kilômetatra. Mirefy 100 ha ny velarana mirefy 1 km2, izay mirefy 10 000 m2 ny tsirairay.

Nykilômetatra toradroa nakilaometatra toradroa, soratana hoekm2 dia venty ampiasaina handrefesana ny velarana. Mitovy amin' ny velaran' nyefamira iray misylafiny iraykilômetatra ny kilômetatra toradroa. Songantombon' ny ventim-belarana ao amin' ny Rafitra Iraisam-Pirenena momba ny Venty (frantsay:Système international d'unités; anglisy:International System of Units) ny kilômetatra toradroa, izany entim-belarana izany dia nymetatra toradroa. Manondro ny kilômetatra (1 000metatra) nytovona hoekilô- nakilao- (103). Mitovy amin' ny iray tapitrisa metatra toradroa ny velaran' ny iray kilômetatra toradroa, ohatra 1 000 metatra ampitomboina 1 000 metatra. Ohatra: manana velarana iray kilômetatra toradroa ny efamira iray misy lafiny iray kilômetatra (jereo ny sary etsy ankilany).

Famadihana venty

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Kilômetatra_toradroa&oldid=1091542"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp