Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Kianteny

Avy amin'i Wikipedia

Nykianteny dia teny kely tsy miova endrika manana anjara asa tsy mitovy amin' ny an' nytambinteny na nympampiankina na nympampitohy. Nyfiteny tsirairay dia samy manana ny kianteniny ary ny mpahay teny tsirairay dia samy manana ny zavatra ao amin'ny fiteny iray izay ataony hoekianteny. Anatin-tsokajin-teny manokana ny kianteny amin' ny fitsipitenin' ny fiteny sasany toy nyfiteny alemàna. Fantatra indrindra ho kianteny ao amin' nyfiteny malagasy ny teny hoedia syno izay enti-manova rafitra ny fehezanteny na manantitra ny singa sasany ao aminy.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Kianteny&oldid=1072519"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp