Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Katanga

Avy amin'i Wikipedia
Ny faritanin' i Katanga

IKatanga, hatramin' ny 2015, dia faritany any amin' ny tapany farany atsimo ao amin' nyRepoblika Demôkratikan' i Kôngô. Mirefy 497 000 km2. Ny lembalemban' i Katanga dia ahitana tany fiompiana sy fambolena. Ny any atsinanana (Manono) sy ny any any atsimo (Lubumbashi, Kolwezi) ao amin' ny faritany dia ahitana betsaka tahirin-kôbalta,varahina,vy,radiôma,oraniôma arydiamondra. Tamin' ny taona 2015 dia nozaraina ho faritany maro i Katanga: Tanganyika sy Haut-Lomami sy Lualaba ary Haut-Katanga.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Katanga&oldid=1084821"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp