Sainan' i Kamerona Sarin-tany maneho an' i Kamerona IKamerona dia firenena aoAfrika Afovoany , manana morontsiraka ao amin' nyRanomasimbe Atlantika ; voafatritr' iNizeria avy ao andrefana, iTsady ao avaratra-atsinanana, nyRepoblikan' i Afrika Afovoany ao atsinanana, nyRepoblikan' i Kôngô sy iGabôna ary iGinea Ekoatôrialy ao atsimo, ary nyRanomasimbe Atlantika ao atsimo-andrefana; manana velaran-tany mirefy 475 440 km2 . IYaounde norenivohi ny. Mpikambana ao amin' nyCommonwealth i Kamerona. Mizara io firenena io ho roa nytangoron-tendrombohitra Adamaoua izay ahitana ny tendrombohitra Cameroun ao atsimo-andrefana izay mahatratra 4 095 m. Betsaka biby dia ny ao Kamerona, ka isan' izany nyantilôpa , nyelefanta , nygôrily , nyliona sns.
Misy vondrom-poko maro ny ao Kamerona: nyFolany sy nyKiridy ny ao avaratra, ny vahoakamiteny banto (indrindra nyBamoleke ) ny ao atsimo, nyPigmea ao amin' ny ala atsimo. Atao hoeKameroney ny vahoakan' io firenena io.
Kristiana ny ankamaroan' ny vahoaka kameroney, misy koa ireo manaraka nyfivavahan-drazana afrikana animista sy nysilamo . Nyfiteny frantsay syanglisy no fiteny ôfisialy ao nefa ahitana fiteny afrikana maro koa ao. Tamin' ny taona 1960 no nahazon' i Kamerona ny fahaleovan-tenany.
Miankina amin' nyfambolena ny toekaren' i Kamerona, ka isan' ny volena any nykafe , nykakaô , ny nyakondro , nylandihazo (na hasy).
Firenena ao Afrika:
Afrika Atsimo -Alzeria -Angôla -Benino -Borkina Fasô -Borondy -Bôtsoana -Ejipta -Eritrea -Esoatiny (Soazilandy taloha) -Etiôpia -Gabôna -Gambia -Ganà -Ginea -Ginea Bisao -Ginea Ekoatôrialy -Jibotỳ -Kamerona -Kapvera -Kenia -Kômôro -Kôtidivoara -Lezôtô -Liberia -Libia -Madagasikara -Malaoy -Malỳ -Maorisy -Maoritania -Marôka -Môzambika -Namibia -Nizera -Nizeria -Oganda -Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika -Repoblika Demôkratikan' i Kôngô -Repoblikan' i Afrika Afovoany -Repoblikan' i Kôngô -Roanda -Saô Tôme e Prinsipe -Seisely -Senegaly -Siera Leôna -Sodàna -Sodàna Atsimo -Sômalia -Sômalilandy -Tanzania -Tôgô -Tonizia -Tsady -Zambia -Zimbaboe
Kôntinenta eto an-tany