Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Kambisesy II

Avy amin'i Wikipedia
I Kambisesy II

IKambisesy II dia mpanjaka lehibe tao amin' nyEmpira persiana hatramin' ny taona 529 tal. J.K. hatramin' ny taona 522 tal. J.K. nahafatesany, izay fantatra indrindra tamin' ny nanafihany sy nahazoany an' iEgipta ka nahatonga azy ho lasafaraôna (nafarao) tao.

Nanendry an' i Kambisesy II ho mpandova ny fanjakana talohan'ny fahafatesany iKirôsy Lehibe, fa tsy nanendry an' iBardia zanany, ka niteraka tsy fifanarahana teo amin' ireo lehilahy roa ireo izany. Tsy tena fantatra ny amin' ireo taona voalohandohany nanapahan' i Kambisesy taorian' ny nniakarany teo amin' ny seza fiandrianana tamin' ny taona 529 tal. J.K. Ny fantatra dia ny namaranany ny fakana ny tany any ambadik' iEofrata tamin' ny nahazoany an' iFoinikia (na Fenisia) sy an' iKirprôsy. Ireo firenena roa an-dranomasina ireo dia nahatonga ny tafika persiana hanana andian-tsambo mpiady matanjaka dia matanjaka.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Ireo mpanjaka persianaakemenida:

Akemenesy -Teispesy -Kirôsy I -Ariaramnesy -Kambisesy I -Arsamesy -Kirôsy II Lehibe -Kambisesy II -Bardià -Dariôsy I -Kserksesy I -Artakserksesy I -Kserksesy II -Sôgdianôsy -Dariôsy II -Artakserksesy II -Artakserksesy III -Arsesy -Dariôsy III.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Kambisesy_II&oldid=1051871"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp