Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Kôrea Avaratra

Avy amin'i Wikipedia
조선민주주의인민공화국((ko))
Chosŏn Minjujuŭi Inmin Konghwagukko
Repoblika Demôkratika Entim-Bahoakan' i Kôrea((mg))
{{{lien_drapeau}}}{{{lien_blason}}}
([[{{{lien_drapeau}}}|Antsipirihany]])([[{{{lien_blason}}}|Antsipirihany]])
Teny filamatra: 강성대국
(firenena matanjaka sy manambina)
Teny ofisialyKoreana
RenivohitraP'yŏngyang
39°2′N, 125°45′E
Tanàna ngeza indrindraP'yŏngyang
Fitondrana sy governemanta
 -Filoha mandrakizay
Filohan'ny kaomity
fiarovana

 -Filohan'ny
Fivoriana

Praiministra

Repoblika entim-bahoakajuche ambanin'ny rafitra antoko tokana
Kim Yong-un
Choe Ryong-hae

Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 97
120 540km²
0,1%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 -hakitroka
faha 49
23 479 089 mpo.
190 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponinaKôreanina avaratra
Sandam-bolaWon (₩n) (KPW)
Faritr'oraUTC +8:30
Hiram-pirenenaA ch'im un pinnara,
i kangsan ungum e[1]Chant patriotique
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+850

IKôrea Avaratra, naRepoblika Demôkratika Entim-Bahoakan' i Kôrea, diafirenena mivelatra any avaratra amin' nySaikanosy Kôreanina anyAzia Avaratra-Atsinanana. I Kôrea Avaratra dia mizara sisin-tany amin' iSina (1 416 km) any avaratra, amin' iRosia any avaratra-atsinanany (19 km) ary amin' iKôrea Atsimo (238 km). Ny faritra misy ny sisin-tany manasaraka an' i Kôrea Avaratra amin' iKôrea Atsimo dia anisan' ny faritra be mpiambina indrindra eto an-tany: iray tapitrisa mahery ny isan' ny olona miambina io sisin-tany io.

Anarana

[hanova |hanova ny fango]

Ny anarana fohin' i Kôrea Avaratra diaPuk Chosŏn, amin' ny fanoratana Hangul 북조선; amin' ny fanoratana Hanja 北朝鮮 ; hita koa amin' ny haino aman-jery kôreanina tatsimoBuk Han amin' ny fanoratana Hangul: 북한; amin' ny fanoratana Hanja: 北韓.

Ny anarana lavan' i Kôrea Avaratra dia "Repoblika Entim-bahoakan' i Kôrea" (Chosŏn Minjujuŭi Inmin Konghwaguk, fanoratana Hangul: 조선민주주의인민공화국; fanoratana Hanja: 朝鮮民主主義人民共和國).

Sarin-tanin' i Kôrea Avaratra

Ny anarana ôfisialyChosŏn (Kôrea, na "Tanin' ny Maraina") any Kôrea Avaratra dia avy amin' ny anaran' ny dinastia farany nanjaka talohan' ny fanafihan' ny Japôney, ny dinastian' ny Ri na Choson (1392-1910). Any Kôrea Atsimo, ny anarana ôfisialy diaHanguk, midika "firenen' ny (guk) Han", anarana foko prehistôrika nipetraka tany antsimon' ilay tanjona. Ny anarana hoeKôrea indray dia avy amin' ny dinastiaKoryŏ nanjaka tany Kôrea tamin' ny 918 hatramin' ny 1392. Ny hoeKôrea dia avy amin' ny fiovam-bika ara-banintenyitaliana tamin' ireo Eorôpeana tonga tanyAzia tamin' ny taonjato faha-15, izay nanome ny hoeCorio syCoria aryCorea.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Firenena ao Azia:

Afganistàna -Arabia Saodita -Armenia -Azerbaijàna -Bangladesy -Bareina -Botàna -Broney -Emirata Arabo Mitambatra -Filipina -Iemena -India -Indônezia -Iràka -Iràna -Israely -Japàna -Jôrdania -Kambôdia -Katara -Kazakstàna -Kirgizistàna -Kôety -Kôrea Atsimo -Kôrea Avaratra -Laôsy -Libàna -Maldiva -Malezia -Mianmara -Môngôlia -Nepaly -Ômàna -Ozbekistàna -Pakistàna -Palestina (fanjakana) -Rosia -Sina -Singaporo -Siria -Srilanka -Tailandy -Taioàna -Tajikistàna -Torkia -Torkmenistàna -Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Kôrea_Avaratra&oldid=1101121"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp