Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Kômonisma

Avy amin'i Wikipedia

Nykômonisma nakôminisma dia foto-pampianarana ara-pôlitika niainga avy amin' nysôsialisma ary, amin' ny ankapobeny, avy amin' nymarksisma, manohitra nykapitalisma ary mikendry ny fanangananafiarahamonina tsy misysarangam-piarahamonina, tsy misy mpampiasa sy mpiasa, ary fanomezana ny fitaovam-pamokarana ho an' ny fiarahamonina anjakan' nydemôkrasia tanteraka ho an' ny fampiroboroboana nytoekarena. Manohana ny tsy tokony hisian' nyfanjakana sy ny tokony haha fananana iombonana ny fitaovam-pamokarana ny kôminisma. Milaza ny kômonisma fa tokony ho fananan' ny olon-drehetra ny ozinina sy ny tanim-boly hamokarana entana na sakafo hohanina.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Kômonisma&oldid=1095336"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp