Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Jopitera (planeta)

Avy amin'i Wikipedia
I Jopitera

IJopitera (marika:♃) noplaneta lehibe indrindra ao amin' ny rafitry nyMasoandro, mavesatra kokoa noho ny fitambaran' ny planeta hafa mikambana izy sady planeta fahadimy raha ny elanelany amin' ny Masoandro no heverina (aorian' iMerkiora syVenosy sy nyTany ary iMarsa).

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Ireo fajirin' ny Masoandro
Merkiora (planeta)Venosy (planeta)TanyMarsa (planeta)Jopitera (planeta)Satiorna (planeta)Oranosy (planeta)Neptiona (planeta)
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Jopitera_(planeta)&oldid=1117428"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp