Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Jirafa

Avy amin'i Wikipedia
Jirafa
Faritra misy jirafa aty Afrika
jirafa

Nyjirafa diabiby misy nono mandinika, lava vozona, miaina any amin' nyhivoka misy hazo anyAfrika atsimon' i Sahara, izay farany avo indrindra amin' ny biby miaina an-tanety. Ao amiin' ny fianajavianaGiraffidae no misy azy. Atao hoeGiraffa camelopardalis ny anarany ara-tsiansa. AnyTsady hatranyAfrika Atsimo no faritra tena ahitana azy betsaka. Io anarany io dia avy amin' nyteny arabo hoe زرافة /zarāfah. Tamin' ny taona 1985 dia nisy any amin' ny 155 000 ny isan' ny jirafa nefa tamin' ny taona 2015 dia nihena ho 97 000 izany.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Jirafa&oldid=1118577"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp