Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Java

Avy amin'i Wikipedia
Sarin-tany maneho ny nosy Java, any Indônezia

IJava dia nosin' iIndônezia aoInsolindia, izay manana moron-tsiraka ao amin' nyRanomasimbe Indiana ao atsimo sy ao amin' nyRanomasin' i Java ao avaratra, hodidinin' iSumatra ao avaratra-andrefana, ny nosy Bali ao atsinanana ary iBorneo ao avaratra. Atao hoeJawa izy amin' nyteny indôneziana. Misy mponina manodidina ny 150 tapitrisa izy (60 % amin' ny mponina anyIndônezia), ka izy no nosy be mponina indrindra eto an-tany. Mahatratra 1 000 km ny halavany ary 128 300 km2 ny velarany miaraka amin' ny nosy manakaiky azy atao hoe Madura sy ny nosy madinika maro hafa koa. Ny toetany misy ao aminy diatoetanim-pehibe. Ao amin' ny morontsiraka avaratr' i Java ao amin' ny ilany andrefana no misy an' iJakarta renivohitr' i Indônezia.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Java&oldid=1095033"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp