Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Jamnia

Avy amin'i Wikipedia

IJamnia naIabne naIavne dia tanàna ao amin' ny distrika afovoany aoIsraely ankehitriny. Atao hoe יבנה, /Yavne naYabne izy amin' nyteny hebreo fa يبنة /Yibnah kosa amin' nyteny arabo.

Tantara

[hanova |hanova ny fango]

Taorian' ny fandravan' ny Rômana nyTempoly faharoa tamin' ny taona 70 dia nahazo alalana tamin' ny Rômana i Yohanan ben Zakkaï mba hamindra nySanedrina (na Sinedriona) any Jamnia (izay nantsoin' ny Rômana hoeIamnia). Maro ireoyeshivot (hebreo: ישיבות: ivon-toeram-pandalinana nyTôrà sy nyTalmoda) no nandroso tao amin' io tanàna io, ka anisan' izany ny sekolin' i Jamnia. Heverina fa tao no niantombohan' nyjodaisma rabinika.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Jamnia&oldid=1059229"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp