Nyjainisma nadarma jaina nyjinisma diafivavahana izay mampianatra fa ny tanjon' ny fiainana dia mitovy ho an' nyhindoisma sy nybodisma ary nysikisma. Ny mpanaraka io fivavahana io dia tokony hanao tanjona ny fahatratrarana ny fihazavana ara-panahy izay mitarika amin' ny fitsaharan' ny fifindran' ny fanahin' ny zavamananaina iray amin' ny zavamananaina iray hafa (samsara), atao hoemôska nanirvana. Mandala ny fisainanana tsy misy herisetra (ahimsa) ny jainisma. Amin' ny jainisma dia mifampiakina ny fiainana rehetra ka tokony hifanampy. Fanao ao amin' ny jainisma ny fandinihan-tena sy nyfifadian-kanina. Ny jainisma dia mety nipoitra tamin' ny taonjato faha-10 na faha-11 tal. J.K. Misy mpino mmiisa any amin' ny 10 tapitrisa maneran-tany, ka ny ankamaroany dia aoIndia, ny 30 000 anyEorôpa ary ny 100 000 anyEtazonia.