Jôela
Fitaovana
Asa ho atao
Ankapobe
Amin'ny tetikasa hafa

IJôela naJôely dia iraympaminanin' i Israely izay resahina ao amin' nyBaiboly. Nonina tao amin' nyfokon' i Jodà izy ka mety ho anisan' io foko io.Jiosy velona taorian' nyFahababoana tany Babilôna izy ka mety anisan' nympisorona jiosy sady tao amin' ny mpanaraka ny fampianaran' iEzekiela. Izy no voalazan' nylovantsofina jiosy fa nanoratra nyBokin' i Jôela.
Amin' nyteny hebreo dia atao hoe יוֹאֵל /Yōʾēl, izay midika hoe "Yo dia Andriamanitra", i Jôela na Jôely. Ny hoeYo dia fanafohezana ny hoeYahweh.