Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Ismaelisma

Avy amin'i Wikipedia

Nyismaelisma naismailisma dia firehan' nysiisma, sampan' nyfivavahana silamo, izay niseho tamin' ny taonjato faha-8. Ny mpino ao amin' io fivavahana io dia atao hoeIsmaeliana naIsmailiana naIsmaily (amin' nyteny arabo: اسماعيلي / ismā`īlī). Anarana avy amin' ny anaran' nyimama fahafiton' ny siisma, atao hoeIsmaïl ben Jafar izany. Tsy vahoakapersàna naarabo naindiana ihany no manaraka ny firehana ismaeliana. Mizara ho sampana madinika maro ny ismaeliana, dia ny Mobarakià, ny Katabià, ny Karmata, nyDroza, ny Mostaliana, nyNizarita ary ny Septimana). Na dia manakaiky nysonisma aza ny fivavahan' ny Ismailiana dia atao hoebatiniyya izy noho ny fandalany fahalalana miafina (ezôterisma).

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Ismaelisma&oldid=1089445"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp