Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Indostria

Avy amin'i Wikipedia

Nyindostria dia famokarana akora fanodina na entana na serivisy naangovo ao anatin'nytoekarena. Ny indostrian'ny taozavatra dia nanjary sehatra lehibe amin'ny famokarana sy ny asa any amin' ny firenenaeorôpeana sy anyAmerika Avaratra nandritra nyRevôlisiôna Indostrialy, nanelingelina ny toekarena miantehitra amin' ny varotra fanondranana entana sy amin' ny fifandraisan' ny mpanan-tany famokarana sy ny mpindrana tany (rafitra tompomeneky) teo aloha izany. Nitranga izany tamin'ny alalan' ny fandrosoana haingana be nifandimby teo amin' nyteknôlôjia, toy ny famokaranavy syarintany. Taorian'ny Revôlisiôna Indostrialy, angamba ny ampahatelon'ny vokatra ara-toekarena eran-tany dia avy amin'ny indostrian' ny taozavatra.Firenena mandroso maro syfirenena an-dalam-pandrosoana maro (Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina,India sns) no miankina betsaka amin'ny indostrian'ny taozavatra. Ny indostria[1] sy nyfirenena misy azy ary ny toekaren'ireo firenena ireo dia mifamatotra amin'ny alalan'ny fifampiankinan-doha.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. https://newsmada.com/2024/09/14/indostria-miantoka-ny-15-ny-harinkarena-faobe/
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Indostria&oldid=1123333"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp