Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Incheon

Avy amin'i Wikipedia

37°28′N126°39′E / 37.467°N 126.650°E /37.467; 126.650

Incheon
Velarantany964,53km2
Isam-ponina3,212,237 mponina
Tanànan-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Korea Atsimo
FaritanyNC
FaritraNC

Incheon (koreana : 인천 , lit.renirano hendry) na Inchon , dia tanàna misyseranan-tsambo any Korea Atsimo izay misy dimampolo kilometatra andrefan'ny renivohitraSeoul.

Olona 3,2 tapitrisa no mipetraka ao an-tanàna, ka izy no tanàna fahatelo be mponina indrindra ao Korea taorian'ny Seoul syBusan.


Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Incheon&oldid=1090920"
Sokajy :
Sokajy misitrika 1 :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp