Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Idi Amin Dada

Avy amin'i Wikipedia
Idi Amin Dada
Ankapobeny
AnaranaIdi Amin Dada
Teraka17 Mey 1928
Maty16 Aogositra 2003
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaOganda
Asa :
Fiainana manokana

IIdi AminDada dia mpanao pôlitika ogandey, teraka tamin' ny 17 Mey 1928 tao Koboko ary maty tamin' ny 16 Aogositra 2003 tao Djeddah. Tamin' ny fahaterahany dia iIdi Awo-Ongo Angoo no anarany. Miaramila sy olom-panjakana izy, izay nampihatra fitondrana tsy refesi-mandidy taoOganda teo anelanelan' ny 25 Janoary 1971 sy 11 Avrily 1979 izay nilazany ny tenany ho filoha mandra-pahafatiny. Ny zavatra tsaroana indrindra momba azy dia izy filoham-pirenena mpanao didy jadona marary saina sy mahery setra ary lian-dra.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova |hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase:[1]
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Idi_Amin_Dada&oldid=1089931"
Sokajy :
Sokajy misitrika 1 :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp