Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Hosodoko

Avy amin'i Wikipedia
NyMona Lisa (La Joconde, amin'ny fiteny frantsay. Hosodoko nataon'i Leonardo Da Vinci (Léonard De Vinci), dia hosodoko anisan'ny malaza indrindra eto an-tany.

Nyhosodoko dia taozavatry nyloko (ranoka, na vaingana) eo aminavelarana (fametahana ilay loko) iray. Amin'ny taozavatra tsotra, io teny io dia mamisavisa ny asa sy ny vokatr'asa, lazaina hoe hosodoko. Afaka mandoko eo amin'ny rindrina, amin'ny taratasy, canvas, hazo, fitaratra, laky (laque), tanimanga na simenitra. Ny hosodoko dia mety voahaingo amin'ny volamena ; amin'ny hosodoko moderna sasantsasany dia misy materialy hafa toy ny vovoka, ny tanimanga sy taratasy.

Ny hosodoko amin'ny ankabobeny

[hanova |hanova ny fango]

Tantara

[hanova |hanova ny fango]

Fomba fandokoana

[hanova |hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Boky

[hanova |hanova ny fango]
  • Daniel, H., (1971) "Encyclopedia of Themes and Subjects in Painting; Mythological, Biblical, Historical, Literary]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Hosodoko&oldid=1058560"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp