Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Hoditra

Avy amin'i Wikipedia
Hoditra

Nyhoditra dia fonony ivelany malefaka izay mandrakotra ny vatan' nybiby manana hazon-damosina, ka manana anjara asa telo lehibe: fiarovana sy fametrana ary fahatsapana. Io no taova mivelatra indrindra sy mavesatra indrindra amin' nytenan'olombelona; Amin' ny olon-dehibe dia manodidina ny 2 m2 ny velarany, ny hateviny dia miovaova eo amin' ny 1 ka hatramin' ny 3 mm. Na izany aza dia kely lavitra noho ny an' nytsinay (300 ka hatramin' ny 400 m2,) sy ny an' nyhavokavoka (80 m2) ny velaram-pifanakalozany.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Hoditra&oldid=1094524"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp