Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Hebei

Avy amin'i Wikipedia
Hebei
Firenena Sina
Velarantany187 700km2
Isam-ponina71 854 202 mpo.
Hakitroka
RenivohitraShijiazhuang
Ben'ny faritanyZhang Qingwei (张庆伟)


Ny faritanin'i Hebei

Hebei (anarany sinoa河北省 izay dikaina soratra hoeHéběi Shěng araka ny dikan-tsoratrapinyin) dia faritany iray ao amin'nyRepoblika Entim-bahoakan'i Sina. Ny renivohiny diaShijiazhuang.Ny isam-poniny dia 71 854 202 mponina. Ny laharam-pehitany ary ny laharanjarahasin'ilay faritany dia 36° 01' hatramin'ny 42° 37' N ary 113° 31' hatramin'ny 119° 53' E.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Hebei&oldid=629297"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp