Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

HEC Paris

Avy amin'i Wikipedia

48°45′30″N2°09′59″E / 48.7584681°N 2.166346°E /48.7584681; 2.166346

HEC Paris
VelarantanyNC
Isam-ponina4 500 mponina
Tanànan-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Frantsa
FaritanyNC
FaritraNC

HEC Paris dia Sekoly Business Eoropeana misy tobim-pianarana maro any amin'ny toerana toa an'iParisy,Jouy-en-Josas aryDoha. Niorina tamin'ny 1881.

HEC dia laharana faha-2 amin'ireo Sekoly Business Eropeana tamin'ny 2015, araka ny filaharan'nyFinancial Times. Ny fandaharan'asa Executive MBA dia manana laharana faha-3 eran-tany ihany koa.

Ny fandaharan'asany dia nahazo fankatoavana iraisam-pirenena telo tamin'ny alàlan'ny AMBA, EQUIS ary AACSB.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=HEC_Paris&oldid=1089511"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp