Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Guangxi

Avy amin'i Wikipedia
Guangxi

NyGuangxi (广西 / 廣西, Guǎngxī, tsipelina : Kouang-Si) diafaritany mizaka-tenan'nyRepoblika Entim-Bahoakan' i Sina. Ny anarany ôfisialy dia Zhuang-n'i Guangxi, fa ampatelon' ny isan' ny mponina any Guangxi fotsiny ny isan' ny olona manan-drazanaZhuang. Any atsimon' i Sina no misy ny faritanin' i Guangxi, ary mizara sisintany amin' iVietnamy ilay faritany. Tsy mivoatra tahaka ny faritanin' iGuangdong ny faritan' i Guangxi amin' ny lafiny toekarena.

Jeôgrafia

[hanova |hanova ny fango]

Any amin' ny tapany atsimon' i Sina no misy ny faritanin' i Guangxi. Mizara sisintany amin' ny faritanin' iYunnan izy any andrefana, amin' iGuizhou any avaratra, amin' iGuangdong any atsimo atsinanana ary amin' iVietnamy any atsimo andrefana.

Tanàna any amin' ny faritanin' i Guangxi[1]

[hanova |hanova ny fango]
TanànaIsam-ponina tamin'ny 2006
1 .Nanning南宁805 718
2 .Liuzhou柳州772 579
3 .Guilin桂林670 048
4 .Beihai北海305 015
5 .Wuzhou梧州268 375
6 .Yulin玉林148 842
7 .Hechi (Jinchengjiang)河池105 286
8 .Qinzhou钦州102 281
9 .Baise (Bose)百色91 161
10 .Guigang (Guicheng)贵港76 614

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Faritra mizakatena dimy any Sina:

Tsiahy

[hanova |hanova ny fango]
  1. loharano (source) :World Gazetteer
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Guangxi&oldid=1061261"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp