Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Grand Est

Avy amin'i Wikipedia

48°35′00″N07°44′45″E /48.58333°N 7.74583°E /48.58333; 7.74583

Grand Est
-
Velarantany57,433km2
Isan'ny mponina5,555,778.
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Frantsa
Fanjakana
FaritanyGrand Est
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Metz

Grand Est (midika hoeAtsinanana Lehibe) dia faritrafrantsay niforona tamin'ny 1 Janoary 2016, avy amin'ireo faritra talohaAlsace,Lorraine, aryChampagne-Ardenne.

Mirefy 57.433 kilometatra toradroa ny velaran'ny Grand Est, ary izy no faritra fahefatra lehibe indrindra (ankoatra ireo faritra any ampitan-dranomasina) ary manana mponina 5.555.778.

Mizara ho departemanta folo ny faritra Grand Est:Ardennes (8),Aube (10),Bas-Rhin (67),Haute-Marne (52),Haut-Rhin (68),Marne (51),Meurthe-et-Moselle (54),Meuse (55),Moselle (57), aryVosges (88).

Tanàna lehibe

[hanova |hanova ny fango]

Strasbourg,Nancy,Metz,Reims,Troyes,Colmar,Verdun,Châlons-en-Champagne,Mulhouse

Renirano

[hanova |hanova ny fango]

Rhin syMosel

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Grand_Est&oldid=1126211"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp