Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Goiás

Avy amin'i Wikipedia

15°56′04″S50°08′25″W / 15.934440°S 50.140280°W /-15.934440; -50.140280

Ny faritan'i Goiás (miloko mena)

IGoiás dia faritany mizaka-tena aoBrazila, izay eo amin'ny faritra afovoan'ny firenena. Ny teny Goiás (izayGoyaz taloha) dia avy amin'ny anaran'ny mponina teratany eo an-toerana. Ny teny tena niavian'ilay anarana dia metyguaiá izay midika "olona mitovy fiaviana". Ny faritany manodidina azy dia iTocantins,Bahia,Minas Gerais, nyDistrika Federaly,Mato Grosso do Sul aryMato Grosso.

Ny renivohitr'i Goiás diaGoiânia, izay nanana isam-ponina 1,26 tapitrisa tamin'ny 2008.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Goiás&oldid=1091985"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp