Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Andriamahazo Gilles

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'nyGilles Andriamahazo)
Gilles Andriamahazo
Ankapobeny
AnaranaGilles Andriamahazo
Teraka5 Mey 1919
Toerana-
Maty13 Septembra 1989
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaMadagasikara
Asa :
Fiainana manokana

IGilles Andriamahazo dia mpanao pôlitika malagasy, teraka tamin' ny 5 Mey 1919 tanyTolagnaro ary maty tamin' ny 13 Septembra 1989) taoAntananarivo.

Nandritra nyAdy Lehibe II dia nanao asa fanompoana tao amin' ny tafika frantsay izy sady nandray anjara tamin' ny ady nataon' ny tafika frantsay amin' ny Aljeriana tia tanindrazana tamin' ny taompolo 1950. Nandao ny tafika frantsay izy tamin' ny taona 1976.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova |hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase:[1]

Ireo filoha nifandimby

[hanova |hanova ny fango]
v  d  e
Filohan'iMadagasikara
Tsiranana Philibert (1960 - 1972) ·Ramanantsoa Gabriel (1972 - 1975) ·Ratsimandrava Richard (1975) ·Andriamahazo Gilles (1975) ·Ratsiraka Didier (1975 - 1993) ·Zafy Albert (1993 - 1996) ·Ratsirahonana Norbert Lala (1996 - 1997) ·Ratsiraka Didier (1997 - 2002) ·Ravalomanana Marc (2002 - 2009) ·Rajoelina Andry (2009 - 2013) ·Rajaonarimampianina Hery (2014 - 2019) ·Rajoelina Andry (2019 - 2025) ·Michaël Randrianirina (2025 -)
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Andriamahazo_Gilles&oldid=1093827"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp