Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Fiteny sondaney

Avy amin'i Wikipedia

Nyfiteny sondaney dia fiteny iray ao amin' nysampana malaiô-pôlinezianan' ireofiteny aostrôneziana. Ampiasan' ny mpiteny miisa 40 tapitrisa eo ho eo io fiteny io. Izy no fitenim-paritra (bahasa daerah) misongadina indrindra aorian' nyfiteny javaney anyIndônezia. Miteny izany ny mponina any amin' ny tapany lehibe amin' ny faritanin' i Java Andrefana sy ny faritanin' i Banten, any amin' ny ampahatelony andrefan' i Java; ka 15 % amin' ny fitambaran' ny mponina ao Indônezia izy ireo.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Fiteny_sondaney&oldid=1045597"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp