Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Fiteny slôveniana

Avy amin'i Wikipedia

Nyfiteny slôveniana nafiteny slôvena dia fiteny ao amin' ny vondrom-piteny slava sady zana-bondron' nyfiteny slava atsimo, ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Olona miisa 2 000 000 any ho any no miteny azy, ka ny ankamaroany dia monina aoSlôvenia nefa misy koa ny anyAotrisy sy anyItalia. Fiteny ôfisialin' i Slôvenia ny fiteny slôveniana sady anisan' nyfiteny ôfisialin'nyVondrona Eorôpeana.

Nitahiry ny toetran' ny fiteny slava tranainy ny fiteny slôvena sady niharan' ny fomban' nyfiteny latina sy nyfiteny alemàna sy nyfiteny italiana ary nyfiteny friolàna. Ny 1/3n' ny voambolan' ny fiteny slôvena dia iraisany amin' nyfiteny serbô-krôatiana.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Fiteny_slôveniana&oldid=1080234"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp