Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Fiteny paly

Avy amin'i Wikipedia

Nyfiteny paly diafiteny indô-eorôpeana ao amin' nyfianakaviam-piteny indô-ariana nampiasaina tanyIndia taloha. Ny lahatsoratrabodista voalohany, atao hoetipitaka, dia voatahiry amin' io fiteny io, izay mbola ampiasaina amin' izao fotoana izao ho fiteny litorjika ao amin' nybodisma teravada.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Fiteny_paly&oldid=1088743"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp