Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Fiteny italiana

Avy amin'i Wikipedia
fiteny italiana
italiano

Isan'ny mpiteny65 tapitrisa
Faritany Italia, Soisa, Malta,Endrika:San Marino,Endrika:Vatican
SataTeny ofisialy any Italia, Soisa,Endrika:San Marino, Vatican City ary ao amin'ny Vondrona Eoropeana


Nyfiteny italiana dia ny fiteny ampiasaina anyItalia sy anySan Marino ary aoVatikàna.[1] Anisan' nyfiteny rômana ny fiteny italiana izay ampiasain' ny olona miisa 66 tapitrisa any ho any. Heverin' ny mpahay teny ho fiteny tokana mizara fitenim-paritra maro ny fiteny italiana. Nisampana avy amin' nyfiteny latina ny fiteny italiana, sahala amin' ny fiteny rômana hafa toy nyfiteny frantsay,espaniôla,pôrtogey sns. Ny fiteny italiana no fiteny mifanahaka indrindra amin' ny fiteny latina.

Amlpiasana ny fiteny italiana koa ny anySoisa atsimo, ny anySicilia, ny anyKôrsa, ny anySardinia na Sardaina, ny any amin' ny morontsiraka avaratra-atsinanan' nyRanomasina Adriatika, ny anyAmerika Avaratra ary ny anyAmerika Atsimo.

  • Di dibistana Italiantalî de nivîsandî ya destan
    Di dibistana Italiantalî de nivîsandî ya destan

Boky azo anovozan-kevitra

[hanova |hanova ny fango]

Loharano

[hanova |hanova ny fango]
  1. Berloco 2018
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Fiteny_italiana&oldid=1096383"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp