Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Fiteny hebreo samaritana

Avy amin'i Wikipedia
NyGenesisy 5.18-22 nataon' i Jean Morin tamin' ny taona 1631 ao amin' ny fanontana voalohany nyPentateoka samaritana.

Nyfiteny hebreo samaritana dia karazanafiteny hebreon' ny Baiboly izay mbola ampiasaina sy soratan' nySamaritana. Ankehitriny io fiteny io dia lasa fiteny ampiasaina amin' ny fotoam-pivavahana (fiteny litorjika) ka tsy ampiasaina hifaneraserana andavanandro. Mitenyhebreo vaovao ny Samaritana monina ao Holon fa ny ao Nablosa kosa dia mitenyarabo palestiniana. Soratana amin' ny karazanaabidy fenisiana, izay abidy tranain' ny fiteny hebreo tranainy izay navelan' nyJiosy ka tsy nampiasainy intsony hatry nyAndro Taloha, ny fiteny hebreo samaritana.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Fiteny_hebreo_samaritana&oldid=1056028"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp